FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 3:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 I Oga mpanjakan’i Basana no sisa tavela tamin’ny Refaima. Vita tamin’ny vy* ilay filanjana ny fatiny,* ary mbola ao Raba tanànan’ny Amonita ilay izy. Sivy hakiho* ny lavan’izy io, ary efatra hakiho ny sakany, araka ny hakiho mahazatra.

  • Deoteronomia 4:47
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 47 Ary nalain’izy ireo ny tanin’i Sihona sy ny tanin’i Oga mpanjakan’i+ Basana, dia ny mpanjakan’ny Amorita anankiroa, tany amin’ny faritra atsinanan’i Jordana,

  • Josoa 13:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Ny Robenita sy ny Gadita ary ny antsasaky ny fokon’i Manase kosa efa nahazo ny lovany teny ampita atsinanan’ny Reniranon’i Jordana, araka izay efa nomen’i Mosesy mpanompon’i Jehovah azy ireo. Ireto avy izany:+

  • Josoa 13:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 ary ny faritra rehetra nofehezin’i Oga tany Basana. Nanjaka tao Astarota sy Edrehy i Oga. Anisan’ireo Refaima sisa tavela izy.+ Resin’i Mosesy ny mponina tao amin’ireo tany ireo, ka noroahiny.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara