FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 31:7, 8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Niady tamin’ny Midianina izy ireo, araka ny didy nomen’i Jehovah an’i Mosesy, dia naripany ny lehilahy rehetra. 8 Novonoiny niaraka tamin’ireo ny mpanjaka dimy tany Midianina, dia i Evy, Rekema, Zora, Hora, ary Reba. Novonoiny tamin’ny sabatra koa i Balama+ zanak’i Beora.

  • Josoa 13:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Dia nomen’i Mosesy lova ny fokon’ny Robenita, araka ny fianakaviany avy,

  • Josoa 13:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 ny tanàna rehetra eny amin’ilay lembalemba, ary ny faritra rehetra nofehezin’i Sihona mpanjakan’ny Amorita, izay nanjaka tao Hesbona.+ Resin’i Mosesy i Sihona+ sy ny mpiadidy teo amin’ny Midianita dia i Evy, Rekema, Zora, Hora, ary Reba,+ izay samy mpanjaka teo ambany fahefan’i Sihona sady nipetraka tao amin’ilay tany.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara