-
Nomery 22:8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 Dia hoy i Balama tamin’ireo: “Matoria eto anio alina, dia hoteneniko anareo izay holazain’i Jehovah amiko.” Koa nijanona tao amin’i Balama ireo andrianan’i Moaba ireo.
-