FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 22:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Hitan’ilay ampondra ilay anjelin’i Jehovah nijanona teo an-dalana, sady nitana sabatra efa voatsoaka avy tao anaty tranony. Dia nitady hivily tany anaty saha ilay ampondra, nefa nokapohin’i Balama mba hiverina teo amin’ilay lalana.

  • Nomery 22:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Rehefa hitan’ilay ampondra ilay anjelin’i Jehovah, dia nisisika nitampify teo amin’ilay fefy ilay ampondra ka tery tao ny tongotr’i Balama. Dia nokapohin’i Balama indray izy.

  • Nomery 22:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Rehefa hitan’ilay ampondra ilay anjelin’i Jehovah, dia nipetraka ilay ampondra nefa i Balama mbola nitaingina azy. Dia tezitra i Balama, ka vao mainka nokapohiny tamin’ny tehiny ilay ampondra.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara