-
1 Mpanjaka 8:53Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
53 Fa navahanao tamin’ny firenena rehetra teto an-tany izy ireo mba ho lovanao,+ ry Jehovah Tompo Fara Tampony ô, araka ny nolazainao tamin’ny alalan’i Mosesy mpanomponao rehefa nitondra ny razambenay nivoaka avy tany Ejipta ianao.”
-