-
Nomery 22:38Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
38 Dia hoy i Balama: “Efa tonga eto aminao aho izao. Tsy mahazo miteny an’izay tiako anefa aho, fa izay asain’Andriamanitra teneniko ihany no azoko tenenina.”+
-
-
Nomery 23:12Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
12 Dia hoy i Balama: “Tsy izay asain’i Jehovah lazaiko ihany angaha no lazaiko?”+
-