FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 23:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Ary hoy i Balama tamin’i Balaka: “Mijanòna eto akaikin’ny fanatitra dorana natolotrao eto, fa handeha kely aho. Angamba hiresaka amiko i Jehovah, dia hoteneniko anao izay ampahafantariny ahy.” Dia nankeo amin’ny havoana iray mangadihady izy.

  • Nomery 23:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Ary hoy i Balama taminy: “Mijanòna eto akaikin’ny fanatitra dorana natolotrao eto, fa izaho handeha etsy mba hifandray amin’Andriamanitra.”

  • Nomery 23:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Fa tsy mandaitra amin’i Jakoba ny fambara ratsy,+

      Ary tsy mandaitra amin’i Israely ny sikidy.+

      Izao àry no azo lazaina momba an’i Jakoba sy Israely amin’izao:

      ‘Jereo ny zava-bitan’Andriamanitra!’

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara