-
1 Samoela 19:20Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
20 Tonga dia naniraka olona hisambotra an’i Davida i Saoly. Rehefa nahita an’ireo mpaminany zokiolona naminany ny olona nirahin’i Saoly, sady nahita an’i Samoela nitsangana nitarika an’ireo mpaminany ireo, dia niasa tamin’izy ireo ny fanahin’Andriamanitra. Lasa nanao hoatran’ny mpaminany koa izy ireo.
-