-
Nomery 22:16, 17Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
16 Dia tonga tany amin’i Balama ireo ka nilaza hoe: “Niteny i Balaka zanak’i Zipora hoe: ‘Mba aza avela hisy zavatra hanakantsakana anao tsy ho tonga atỳ amiko re e! 17 Fa homeko voninahitra miavaka be ianao, dia hataoko daholo izay asainao ataoko. Koa mba tongava re atỳ dia ozòny io vahoaka io e!’”
-