Apokalypsy 22:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 “‘Izaho Jesosy dia naniraka ny anjeliko hitory momba an’izany aminareo mba hahasoa ny fiangonana. Izaho no faka sy taranak’i Davida,+ ary izaho koa ilay kintan’ny maraina mamirapiratra.’”+
16 “‘Izaho Jesosy dia naniraka ny anjeliko hitory momba an’izany aminareo mba hahasoa ny fiangonana. Izaho no faka sy taranak’i Davida,+ ary izaho koa ilay kintan’ny maraina mamirapiratra.’”+