-
1 Tantara 4:42, 43Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
42 Nankany amin’ny Tendrombohitra Seira+ ny sasany tamin’ny taranak’i Simeona, ary nisy 500 lahy izy ireo. Ary nitarika azy ireo i Pelatia, Nearia, Refaia, ary Oziela, izay samy zanak’i Jisy. 43 Dia naringan’izy ireo izay sisa tavela tamin’ny Amalekita+ afa-nandositra. Mbola mipetraka ao izy ireo hatramin’izao.
-