Genesisy 36:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Dia nipetraka tany amin’ny faritra be tendrombohitr’i Seira+ i Esao. I Esao no Edoma.+ Josoa 24:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 ary nomeko an’i Isaka i Jakoba sy Esao.+ Tatỳ aoriana dia nomeko an’i Esao ny Tendrombohitra Seira.+ Ary nidina tany Ejipta i Jakoba sy ny zanany.+
4 ary nomeko an’i Isaka i Jakoba sy Esao.+ Tatỳ aoriana dia nomeko an’i Esao ny Tendrombohitra Seira.+ Ary nidina tany Ejipta i Jakoba sy ny zanany.+