-
Nomery 31:7, 8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
7 Niady tamin’ny Midianina izy ireo, araka ny didy nomen’i Jehovah an’i Mosesy, dia naripany ny lehilahy rehetra. 8 Novonoiny niaraka tamin’ireo ny mpanjaka dimy tany Midianina, dia i Evy, Rekema, Zora, Hora, ary Reba. Novonoiny tamin’ny sabatra koa i Balama+ zanak’i Beora.
-