Eksodosy 34:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Tandremo sao manao fifanekena amin’ny mponina ao amin’ilay tany. Rehefa manompo an’ireo* andriamaniny sy manao sorona ho an’ny andriamaniny mantsy izy ireo,+ dia hisy hanasa anao, ka hihinana amin’ny sorona ataony ianao.+ 1 Korintianina 10:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Tsy izany, fa ny tiako holazaina dia hoe izay atolotry ny hafa firenena ho sorona dia ataony sorona ho an’ny demonia, fa tsy ho an’Andriamanitra.+ Koa tsy tiako hanan-javatra iombonana amin’ny demonia+ ianareo.
15 Tandremo sao manao fifanekena amin’ny mponina ao amin’ilay tany. Rehefa manompo an’ireo* andriamaniny sy manao sorona ho an’ny andriamaniny mantsy izy ireo,+ dia hisy hanasa anao, ka hihinana amin’ny sorona ataony ianao.+
20 Tsy izany, fa ny tiako holazaina dia hoe izay atolotry ny hafa firenena ho sorona dia ataony sorona ho an’ny demonia, fa tsy ho an’Andriamanitra.+ Koa tsy tiako hanan-javatra iombonana amin’ny demonia+ ianareo.