Eksodosy 20:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Eksodosy 34:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Aza miankohoka eo anatrehan’ny andriamani-kafa,+ satria i Jehovah efa fantatra hoe* mitaky ny hanompoana azy irery ihany.* Andriamanitra mitaky ny hanompoana azy irery ihany tokoa izy.+ Deoteronomia 4:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Fa afo mandevona i Jehovah Andriamanitrareo,+ ilay Andriamanitra mitaky ny hanompoana azy irery ihany.+
14 Aza miankohoka eo anatrehan’ny andriamani-kafa,+ satria i Jehovah efa fantatra hoe* mitaky ny hanompoana azy irery ihany.* Andriamanitra mitaky ny hanompoana azy irery ihany tokoa izy.+
24 Fa afo mandevona i Jehovah Andriamanitrareo,+ ilay Andriamanitra mitaky ny hanompoana azy irery ihany.+