Nomery 1:51 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 51 Isaky ny hafindra ny tranolay, dia ny Levita no tokony handrava azy,+ ary isaky ny haverina hatsangana ny tranolay, dia ny Levita no hanangana azy. Tokony hovonoina ho faty izay olona tsy nahazo alalana* nefa manakaiky eo.+
51 Isaky ny hafindra ny tranolay, dia ny Levita no tokony handrava azy,+ ary isaky ny haverina hatsangana ny tranolay, dia ny Levita no hanangana azy. Tokony hovonoina ho faty izay olona tsy nahazo alalana* nefa manakaiky eo.+