-
1 Tantara 7:2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 Ny zanakalahin’i Tola dia i Ozy, Refaia, Jeriela, Jamay, Jibsama, ary Semoela, izay samy lohan’ny fianakaviambeny. Nisy miaramila matanjaka tamin’ny taranak’i Tola, ka 22 600 ny isany tamin’ny andron’i Davida.
-