-
Josoa 13:1Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
13 Efa antitra sady nandroso taona i Josoa.+ Hoy àry i Jehovah taminy: “Efa antitra sady mandroso taona ianao izao, nefa ampahany lehibe amin’ilay tany no mbola tokony halaina.
-
-
1 Mpanjaka 9:19Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
19 ny tanàna rehetra fitehirizan’i Solomona entana sy vokatra, ny tanàna fanatobiana kalesy,+ ny tanànan’ny mpitaingin-tsoavaly, ary izay rehetra tian’i Solomona haorina tao Jerosalema sy tany Libàna ary nanerana ny tany nanjakany.
-