Jeremia 32:37 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 37 ‘Hangoniko izy ireo, ka halaiko avy any amin’ny tany rehetra nanaparitahako azy tamin’izaho tezitra sy vinitra ary nisafoaka.+ Ary hampodiko eto amin’ity toerana ity izy ireo ka havelako hiadana sy hilamina.+ Jeremia 32:41 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 41 Ho faly hanao soa amin’izy ireo aho,+ ka hataoko miorim-paka eto amin’ity tany ity+ izy ireo. Hataoko amin’ny foko manontolo sy ny heriko manontolo izany.’”
37 ‘Hangoniko izy ireo, ka halaiko avy any amin’ny tany rehetra nanaparitahako azy tamin’izaho tezitra sy vinitra ary nisafoaka.+ Ary hampodiko eto amin’ity toerana ity izy ireo ka havelako hiadana sy hilamina.+
41 Ho faly hanao soa amin’izy ireo aho,+ ka hataoko miorim-paka eto amin’ity tany ity+ izy ireo. Hataoko amin’ny foko manontolo sy ny heriko manontolo izany.’”