Nehemia 1:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Raha miverina amiko kosa ianareo ka manaraka ny didiko sy mankatò an’ireny, dia hangoniko na dia miparitaka any amin’ny faravodilanitra aza. Dia halaiko avy any ianareo,+ ka hoentiko any amin’ilay toerana nofidiko mba hametrahako ny anarako.’+ Asan’ny Apostoly 3:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
9 Raha miverina amiko kosa ianareo ka manaraka ny didiko sy mankatò an’ireny, dia hangoniko na dia miparitaka any amin’ny faravodilanitra aza. Dia halaiko avy any ianareo,+ ka hoentiko any amin’ilay toerana nofidiko mba hametrahako ny anarako.’+