Nomery 14:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Aza mikomy amin’i Jehovah anefa ianareo, ary aza atahorana ny olona ao amin’io tany io,+ fa tsy ampy hohanintsika* ireo. Efa tsy misy miaro an-dry zareo intsony, dia i Jehovah koa manampy antsika,+ fa aza matahotra an-dry zareo.” Deoteronomia 7:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 dia aza matahotra azy.+ Tadidio foana izay nataon’i Jehovah Andriamanitrao tamin’i Farao sy Ejipta manontolo,+
9 Aza mikomy amin’i Jehovah anefa ianareo, ary aza atahorana ny olona ao amin’io tany io,+ fa tsy ampy hohanintsika* ireo. Efa tsy misy miaro an-dry zareo intsony, dia i Jehovah koa manampy antsika,+ fa aza matahotra an-dry zareo.”
18 dia aza matahotra azy.+ Tadidio foana izay nataon’i Jehovah Andriamanitrao tamin’i Farao sy Ejipta manontolo,+