Josoa 10:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Dia hoy i Josoa tamin’izy ireo: “Aza matahotra na mihorohoro.+ Manàna herim-po ary mahereza, fa hoatr’izao no hataon’i Jehovah amin’ny fahavalo rehetra iadianareo.”+
25 Dia hoy i Josoa tamin’izy ireo: “Aza matahotra na mihorohoro.+ Manàna herim-po ary mahereza, fa hoatr’izao no hataon’i Jehovah amin’ny fahavalo rehetra iadianareo.”+