Isaia 59:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Tsy izany, fa ny fahadisoanareo ihany no mampisaraka anareo amin’Andriamanitrareo.+ Ny fahotanareo ihany koa no mahatonga azy hanafina ny tarehiny tsy ho hitanareo,Ka tsy mety mihaino anareo izy.+
2 Tsy izany, fa ny fahadisoanareo ihany no mampisaraka anareo amin’Andriamanitrareo.+ Ny fahotanareo ihany koa no mahatonga azy hanafina ny tarehiny tsy ho hitanareo,Ka tsy mety mihaino anareo izy.+