-
Deoteronomia 4:9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 “Fa mitandrema fotsiny, dia tandremo tsara sao hadinoinao ny zavatra efa hitan’ny masonao, ary sao hiala ao am-ponao izany mandritra ny androm-piainanao. Ampahafantaro ny zanakao sy ny zafinao koa izany.+
-
-
Deoteronomia 11:19Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
19 Ampianaro ny zanakareo koa izany, ary resaho na rehefa mipetraka ao an-tranonareo ianareo, na mandeha eny an-dalana, na hatory, na mifoha.+
-