1 Mpanjaka 8:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Tsy nisy na inona na inona tao anatin’ilay Vata, afa-tsy ireo takela-bato+ roa napetrak’i Mosesy tao,+ tany Horeba, rehefa nanao fifanekena tamin’ny vahoakan’Israely i Jehovah,+ tamin’izy ireo nivoaka avy tany Ejipta.+
9 Tsy nisy na inona na inona tao anatin’ilay Vata, afa-tsy ireo takela-bato+ roa napetrak’i Mosesy tao,+ tany Horeba, rehefa nanao fifanekena tamin’ny vahoakan’Israely i Jehovah,+ tamin’izy ireo nivoaka avy tany Ejipta.+