Eksodosy 32:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Hoy koa i Jehovah tamin’i Mosesy: “Hitako fa vahoaka mafy loha* io vahoaka io.+ Salamo 78:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Amin’izay izy ireo tsy ho hoatran’ny razambeny,Izay taranaka mafy loha sy mpikomy,+Dia taranaka niovaova hevitra,*+Sady nivadika tamin’Andriamanitra.
8 Amin’izay izy ireo tsy ho hoatran’ny razambeny,Izay taranaka mafy loha sy mpikomy,+Dia taranaka niovaova hevitra,*+Sady nivadika tamin’Andriamanitra.