Deoteronomia 30:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Miantso ny lanitra sy ny tany aho izao ho vavolombelona hiampanga anareo, fa efa nomeko safidy ianareo hoe fiainana sa fahafatesana, ary fitahiana sa ozona.+ Koa fidio ny fiainana mba ho velona+ ianao sy ny taranakao,+
19 Miantso ny lanitra sy ny tany aho izao ho vavolombelona hiampanga anareo, fa efa nomeko safidy ianareo hoe fiainana sa fahafatesana, ary fitahiana sa ozona.+ Koa fidio ny fiainana mba ho velona+ ianao sy ny taranakao,+