1 Tantara 29:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Anao Jehovah ô, ny fahalehibeazana+ sy ny hery+ sy ny hatsarana ary ny haja amam-boninahitra,+ fa anao ny zava-drehetra any an-danitra sy etỳ an-tany.+ Anao ny fanjakana, Jehovah ô,+ ary ianao Ilay misandratra ho ambonin’ny zava-drehetra. Salamo 145:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Tena miavaka i Jehovah, ka izy no mendrika hoderaina indrindra;+Tsy takatry ny saina ny fahalehibeazany.+
11 Anao Jehovah ô, ny fahalehibeazana+ sy ny hery+ sy ny hatsarana ary ny haja amam-boninahitra,+ fa anao ny zava-drehetra any an-danitra sy etỳ an-tany.+ Anao ny fanjakana, Jehovah ô,+ ary ianao Ilay misandratra ho ambonin’ny zava-drehetra.
3 Tena miavaka i Jehovah, ka izy no mendrika hoderaina indrindra;+Tsy takatry ny saina ny fahalehibeazany.+