Genesisy 11:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Izany no antony nanaovana ny anaran’ilay tanàna hoe Babela,*+ satria tao no nataon’i Jehovah nisafotofoto ny fitenin’ny tany rehetra. Ary naparitak’i Jehovah avy tao izy ireo ka niely nanerana ny tany.
9 Izany no antony nanaovana ny anaran’ilay tanàna hoe Babela,*+ satria tao no nataon’i Jehovah nisafotofoto ny fitenin’ny tany rehetra. Ary naparitak’i Jehovah avy tao izy ireo ka niely nanerana ny tany.