-
Josoa 13:13Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
13 Tsy noroahin’ny Israelita+ anefa ny Gesorita sy ny Makatita, fa mbola miara-monina amin’ny Israely hatramin’izao ny mponina ao Gesora sy Makata.
-