Ezekiela 7:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Sabatra no eny ivelany,+ ary areti-mandringana sy mosary no ao anatiny. Ho fatin’ny sabatra izay eny an-tsaha, ary ho ripaky ny mosary sy ny areti-mandringana kosa izay ao an-tanàna.+
15 Sabatra no eny ivelany,+ ary areti-mandringana sy mosary no ao anatiny. Ho fatin’ny sabatra izay eny an-tsaha, ary ho ripaky ny mosary sy ny areti-mandringana kosa izay ao an-tanàna.+