1 Samoela 12:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Fa tsy hahafoy ny vahoakany+ i Jehovah, noho ny amin’ny anarany be voninahitra.+ I Jehovah mihitsy mantsy no efa nifidy anareo ho vahoakany.+ Ezekiela 20:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Nanao an’izany aho noho ny anarako, mba tsy hozimbazimbaina eo amin’ireo firenena ny anarako, dia ireo firenena nahita ny namoahako azy ireo* avy tany Ejipta.+
22 Fa tsy hahafoy ny vahoakany+ i Jehovah, noho ny amin’ny anarany be voninahitra.+ I Jehovah mihitsy mantsy no efa nifidy anareo ho vahoakany.+
14 Nanao an’izany aho noho ny anarako, mba tsy hozimbazimbaina eo amin’ireo firenena ny anarako, dia ireo firenena nahita ny namoahako azy ireo* avy tany Ejipta.+