-
Eksodosy 14:25Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
25 Nesoriny ny kodiaran’ny kalesin’izy ireo mba ho sarotra entina. Dia hoy ny Ejipsianina: “Andao handositra fa aza manakaiky an’ireo Israelita ireo, fa i Jehovah no miady ho an-dry zareo mba handresena antsika Ejipsianina.”+
-
-
1 Samoela 4:8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 Hidiran-doza isika! Iza no hamonjy antsika eo an-tanan’izany Andriamanitra heni-kaja izany? Izy ilay Andriamanitra namely an’i Ejipta tamin’ny loza isan-karazany tany an-tany efitra.+
-