-
Nomery 12:13Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
13 Koa nitaraina mafy tamin’i Jehovah i Mosesy hoe: “Mba miangavy re, Andriamanitra ô! Mba sitrano re izy e!”+
-
-
Jeremia 17:14Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
14 Sitrano aho, Jehovah ô, dia ho sitrana.
Vonjeo aho, dia ho voavonjy,+
Fa ianao no deraiko.
-