Nahoma 1:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Tsy mora tezitra i Jehovah+ sady tena mahery.+Tsy hataon’i Jehovah afa-maina mihitsy anefa izay tokony hosazina.+ Ao anaty rivotra mandravarava sy tafio-drivotra izy no mandeha,Ary ny rahona no vovoka eo ambanin’ny tongony.+
3 Tsy mora tezitra i Jehovah+ sady tena mahery.+Tsy hataon’i Jehovah afa-maina mihitsy anefa izay tokony hosazina.+ Ao anaty rivotra mandravarava sy tafio-drivotra izy no mandeha,Ary ny rahona no vovoka eo ambanin’ny tongony.+