Levitikosy 22:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Aza zimbazimbaina ny anarako masina,+ fa hohamasinina eo anivon’ny Israelita aho.+ Izaho no Jehovah izay manamasina anareo,+ Isaia 8:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 I Jehovah Tompon’ny tafika no tokony ho masina aminareo.+Izy no tokony hatahoranareo,Ary Izy no tokony hampangovitra anareo.”+
32 Aza zimbazimbaina ny anarako masina,+ fa hohamasinina eo anivon’ny Israelita aho.+ Izaho no Jehovah izay manamasina anareo,+
13 I Jehovah Tompon’ny tafika no tokony ho masina aminareo.+Izy no tokony hatahoranareo,Ary Izy no tokony hampangovitra anareo.”+