-
Genesisy 49:28Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
28 Avy amin’ireo rehetra ireo ny foko 12 teo amin’ny Israely, ary izany no nolazain’ny rainy tamin’izy ireo rehefa nitso-drano azy izy. Samy nomeny tsodrano mifanentana aminy avy izy ireo.+
-