Habakoka 3:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Tonga avy tany Temana Andriamanitra,Ary avy tany amin’ny Tendrombohitra Parana Ilay Masina.+ (Sela)* Nanarona ny lanitra ny voninahiny,+Ary nidera azy ny olona eran-tany.
3 Tonga avy tany Temana Andriamanitra,Ary avy tany amin’ny Tendrombohitra Parana Ilay Masina.+ (Sela)* Nanarona ny lanitra ny voninahiny,+Ary nidera azy ny olona eran-tany.