-
Eksodosy 19:23Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
23 Dia niteny tamin’i Jehovah i Mosesy hoe: “Tsy afaka miakatra etỳ amin’ny Tendrombohitra Sinay ny vahoaka, satria efa nampitandrina anay ianao hoe: ‘Asio fetra manodidina ny tendrombohitra ary hamasino izy io.’”+
-