-
Deoteronomia 4:8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 Ary iza no firenena lehibe manana fitsipika sy didim-pitsarana marina hoatran’ilay Lalàna manontolo omeko anareo anio?+
-
-
Asan’ny Apostoly 7:53Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
53 dia ianareo izay nandray ny Lalàna nampitain’ny anjely,+ nefa tsy nankatò an’izany.”
-