-
Eksodosy 18:25Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
25 Nifidy lehilahy mahay teo amin’ny Israely rehetra i Mosesy, ka nanendry azy ireo ho lohandohany teo amin’ny vahoaka, dia lehiben’ny arivo, lehiben’ny zato, lehiben’ny dimampolo, ary lehiben’ny folo.
-
-
Eksodosy 19:7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
7 Koa lasa i Mosesy ary nampanantsoiny ny anti-panahy teo amin’ny vahoaka, dia nolazainy tamin’izy ireo izany teny rehetra nandidian’i Jehovah azy izany.+
-