Nomery 20:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Io ilay rano tao Meriba,*+ fa tao ny Israelita no nila ady tamin’i Jehovah. Nasehony tamin’izy ireo àry hoe masina Izy.
13 Io ilay rano tao Meriba,*+ fa tao ny Israelita no nila ady tamin’i Jehovah. Nasehony tamin’izy ireo àry hoe masina Izy.