-
Malakia 2:4, 5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Dia ho fantatrareo fa izaho no nanome anareo an’izao didy izao, mba haharitra foana ny fifanekena nataoko tamin’i Levy”,+ hoy i Jehovah Tompon’ny tafika.
5 “Nanao fifanekena taminy aho hoe hanome azy fiainana sy fiadanana, mba hatahorany* ahy. Dia nomeko azy izany. Natahotra ahy izy, ary tena nohajainy ny anarako.
-