Deoteronomia 17:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Mankanesa any amin’ny Levita mpisorona sy any amin’ilay mpitsara+ miasa amin’izany fotoana izany ka anontanio izy ireo, dia holazainy aminao ny didim-pitsarana.+
9 Mankanesa any amin’ny Levita mpisorona sy any amin’ilay mpitsara+ miasa amin’izany fotoana izany ka anontanio izy ireo, dia holazainy aminao ny didim-pitsarana.+