-
Nomery 16:40Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
40 araka izay notenenin’i Jehovah taminy tamin’ny alalan’i Mosesy. Natao hampahatsiahivana ny Israelita izany hoe tsy misy mahazo mandoro emboka manitra eo anatrehan’i Jehovah ny olona tsy nahazo alalana*+ sady tsy anisan’ny taranak’i Arona. Natao hampahatsiahivana ny Israelita koa izany hoe tsy misy olona tokony hanao hoatran’ny nataon’i Kora sy ny mpanohana azy.+
-