Genesisy 49:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 “I Benjamina+ kosa hamiravira ny fahavalony toy ny amboadia.+ Hihinana remby izy amin’ny maraina, ary hizara an’izay zavatra azony babo izy amin’ny hariva.”+
27 “I Benjamina+ kosa hamiravira ny fahavalony toy ny amboadia.+ Hihinana remby izy amin’ny maraina, ary hizara an’izay zavatra azony babo izy amin’ny hariva.”+