25 Avy amin’ilay Andriamanitry ny rainao izy, dia ilay Andriamanitra hanampy anao. Miaraka amin’ilay Mahery Indrindra koa izy, dia ilay hitahy anao ka hanome anao rano avy any amin’ny lanitra ambony sy avy any ambany,+ ary hanome anao zanaka sy biby fiompy maro be.