-
Levitikosy 26:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Ny fotoam-piasana eny am-pamoloana ho tratran’ny fiotazam-boaloboka, ary ny fiotazam-boaloboka ho tratran’ny famafazam-boa. Hihinana mofo ianareo ka ho voky, ary hiadana sy hilamina ao amin’ny taninareo.+
-
-
Salamo 65:9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
Mikoriana foana ny renirano avy amin’Andriamanitra;
Manome vokatra ho an’ny olona ianao,+
Satria efa nomaninao ho amin’izany ny tany.
-