-
Asan’ny Apostoly 7:30Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
30 “Rehefa afaka 40 taona, dia nisy anjely niseho taminy tao anaty lelafo teo amin’ny voarointsilo nirehitra, tany amin’ilay tany efitra akaikin’ny Tendrombohitra Sinay.+
-