-
Mpitsara 13:24Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
24 Nitera-dahy ilay vehivavy tatỳ aoriana, ka nataony hoe Samsona ny anarany.+ Nihalehibe ilay zaza, ary nitahy azy foana i Jehovah.
-
-
Mpitsara 15:8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 Dia novonoiny tsirairay izy ireo,* ary be dia be no maty. Nidina izy avy eo ka nipetraka tao anaty lava-bato, tany amin’ny harambato atao hoe Etama.
-
-
Mpitsara 15:20Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
20 Ary nitsara ny Israely nandritra ny 20 taona izy, tamin’ny andro nifehezan’ny Filistinina azy ireo.+
-